Vatsim-panahy

Ry havana malala, tapaka sy namana hajaina, ‘Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.’ (2 Pet. 1:2) Fifaliana ho an’ny Feon’ny Filazantsara ny manao izao ‘vatsim-panahy’ mivoaka isan-andro izao, ho fanamarihana ny tonon-taonan’ny Advento 2009, Taom-baovaon’ny Fiangonana. Halefanay isan-andro aminao izy ity, manomboka anio Alahady 29 […]