Ny namahanan’ny Tompo olona dimy arivo

« Misy zazalahy aty manana mofo vary hordea dimy sy hazan-drano madinika roa, fa ho ampy inona moa izany amin’izao olona betsaka izao! Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo ny isany. Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin’izay nipetraka hihinana …