Fiaraha-miombon’antoka Fileovan’Ankatso (SPAnta) / Feon’ny Filazantsara

Tanteraka soa aman-tsara ny 18-19-20 martsa 2013 teo ny  Fampiofanana niarahana tamin’ny Fitandremana Ambolokandrina, Fileovana Ankatso. Santatra indray eo amin’ny fanohizana sy ny fivelaran’ny fiaraha-miombon’antoka amin’ny Fiangonana Loterana ato amin’ny Synodam-Paritany Antananarivo (SPAnta) raha somary niato izany tao anatin’ny taona vitsivitsy. 35 ny isan’ireo mpandray anjara ka solon-tena avy amin’ny sampana sy rantsana samihafa ao […]