Miaingà, mandehàna mitety ny tany

* Club FF Lycée Nanisana Nitohy tamin’iny volana Aprily 2013 iny ny fanasàna ny Club Feon’ny Filazantsara (FF) avy eny amin’ny Lycée Nanisana ho amin’ny famangiana Fiangonana. Ny Alahady 21 April 2013 lasa teo dia tanteraka soa aman-tsara koa ny asa fitoriana an-kira nataon’ireo mpianatra ao amin’io Club FF io teny amin’ny FJKM Imeritsiafindra Filadelfia. […]

Fiaraha-miombon’ antoka Fileovana Sahamadio (SPAFi)/ Feon’ny Filazantsara

Ainga vao ho fanatsaràna sy fampandrosoana ny asa Fitoriana Misaotra an’Andriamanitra fa dia tanteraka ny fikasàna ny hanitarana ny fiaraha- miasa amin’ny Synodam- paritany hafa. Ny 26, 27, 28 Aprily 2013 teo mantsy dia tontosa soa aman- tsara ny Fampiofanana « Fampitaovana ny olona masina«  voalohany tany amin’ny Synodam-Paritany Fisakana (SPAFi). Mpiofana 35 no nandray anjara […]