“Izy no torianay” (Kolosiana 1: 28a)


Tanteraka soa amantsara ny 7- 8 May koa ny Fampiofanana faharoa “Fampitaovana ny olona masina” , izay natao teny amin’ny Masera MAMRE Sabotsy Namehana niarahana tamin’ny Synodam-Paritany Antananarivo Atsinanana (SPAA 12). Mpiofana 29, solontena avy amin’ny Fitandremana fito iandraiketan’ ireto Mpitandrina ireto: Rtoa Razanadravao Farasoa , Rtoa Razanamparany Vonimanitra , Rtoa Raharinomenjanahary M Lucie , Rtoa Razafindratsimba Viviane , Rtoa Rasoanaivo Rinà , Rtoa Ramandimbiarimino Elisoa , Rtoa Razafitsira Alijaona no nandray anjara tamin’izany. Marihana fa nandritra ireo fotoana roa ireo dia nandray anjara feno tamin’ny Fampiofanana ihany koa ireo Raiamandreny Mpitandrina 7 tonga tao. Maniry izy ireo ny hitohizan’ny fiaraha-miasa hatrany ary koa ny hanitarana izany any amin’ny Fitandremana hafa ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra.
Toy ny mahazatra tamin’ny famaranana ny fampiofanana dia nisy fanolorana Sertifika ho an’ireo mpiofana.

 

IMG_0366 Pic 6. Group picture
Mahafinaritra ery ny mialavoly Miara-maka sary ny rehetra

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: