Fandaharana amin’ny Fampielezam-peo

Fanatsaràna ny Fandaharana Tiana ihany ny mampahatsiahy fa nanomboka tamin’ny Martsa 2010 no namokaran’ny Feon’ny Filazantsara ny Fandaharana “Henoy ny feony”. Onjam-peo tsy miankina efatra eto Madagasikara amin’izao fotoana izao no efa andefasana io Fandaharana io (roa eto Antananarivo: RTF 91.2 FM sy ACEEM 103.4 FM, iray any Toamasina: RNA 94. 2 FM ary iray […]