Fitandremana Ambatomainty (SPAM)

« Izaho no nifidy anareo » Jaona 15: 16 Nanomboka ny volana Janoary 2013 no niatomboka ny fiaraha-miasa teo amin’ny Fitandremana Ambatomainty (Fileovana Ambohimandroso Gara) sy ny Feon’ny Filazantsara (FF). Mazoto amin’ny asa tsara tokoa Pastora Zoulder David Mpitondra Fitandremana Ambatomainty sy Ramatoa Virginie vadiny mpandraraha eto amin’ny FF amin’ny fitarihana ireo kristiana sy ireo mbola any […]