Fitandremana Ambatomainty (SPAM)


“Izaho no nifidy anareo” Jaona 15: 16

Nanomboka ny volana Janoary 2013 no niatomboka ny fiaraha-miasa teo amin’ny Fitandremana Ambatomainty (Fileovana Ambohimandroso Gara) sy ny Feon’ny Filazantsara (FF). Mazoto amin’ny asa tsara tokoa Pastora Zoulder David Mpitondra Fitandremana Ambatomainty sy Ramatoa Virginie vadiny mpandraraha eto amin’ny FF amin’ny fitarihana ireo kristiana sy ireo mbola any ivelan’ny Fiangonana hiroso amin’ny fandalinana ny Soratra Masina. Koa vokatr’izany, amin’izao fotoana izao dia mahatratra 150 ireo manaraka ny “Fampianarana Soratra Masina” atolotry ny FF. Tamin’ity volana Septambra ity àry dia notolorana sertifika ireo mpianatra miisa 13 nahavita ny Taona voalohany.

dipl2 dipl7
Past Zoulder, ny Katekista ary Rtoa virginie sy ireo mpianatra notolorana sertifika Tonga maro nanatrika ny fotoam-pivavahana ireo kristiana

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: