Fitoriana eny amin’ny Fonja


“Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana,”(2Tim 3:16)

Miavaka noho ny isan-taona ny hetsika karakarain’ireo mpiara-miasa an-tsitrapo eny amin’ny Fonjaben’Antanimora, raha ity volana Oktobra ity no asian-teny. Ankoatra ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana izay kakakarain’ny Feon’ny Filazantsara dia misy ihany koa Fifaninanana lalao baolina kitra natokana ho an’ireo voafonja lehilahy manaraka izany Fampianarana izany. Nosokafana ny Alatsinainy 30 Septambra 2013 teo moa ny lalao ary nanomboka avy hatrany ny fifanintsanana ka tsy hifarana raha tsy ny 24 Oktobra 2013 ho avy izao.

DSC_0006 DSC_0015
Dtoa Jeannot sy Mr Jean FIdèle; Anisan’ireo mpitarika ny hetsika “Tournoi Fonja 2013” Ireo fandaharan-dalao sy ny “Feuille de Match”

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: