Tolo-tanana ho fampitaovana ny asa fitoriana


* Varotra kitapo isan-karazany sahaza ny rehetra

“Misy mahafoy, nefa mitombo fananana ihany.” Ohab 11:24a

Amin’ny maha sampan’asa mitory ny Filazantsara amin’ny alalan’ny fitaovam-pifandraisana (media) ny FF toy ny: Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana, boky literatiora kristiana, horonan-tsarimihetsika, fandaharana amin’ny Radio dia maimaimpoana avokoa ny fiaraha-miasa atolony amin’ny Fiangonana, Sekoly, Fikambanana. Mba hahafahana manohy izany fanamby masina izany, isan-taona dia misy hatrany hetsika ataon’ny toeram-piasana entina hanangonam-bola ho fanampiana sy ho fampitaovana ny asa. Ho an’ity taom-piasana 2013/ 2014 ity àry dia mivarotra fitaovana toy ny: “sac à bandoulière, sac au dos, etc… » izay misy ny logon’ny Feon’ny Filazantsara ny FF. Koa isika izay maniry hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana sy fampivelarana izany asa Fitoriana izany dia manasa anao ho tonga eto amin’ny Foiben-toeran’ny FF Lot II-V 72 bis Bel Air Ampandrana fa ho hitanao ao ireo fitaovana ireo.

DSC_0282 DSC_0279

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :