FIARAHA-MIOMBON’ANTOKA FIANGONANA/FEON’NY FILAZANTSARA

Fiaraha-miasa vaovao eo amin’ny sahan’ny FLM sy FJKM ary ny Feon’ny Filazantsara Tontosa soa aman-tsara ny 28,29 Novambra 2013 teny amin’ny « Espace Hanitra » Ambohibao ny Fampiofanana « Fampitaovana ny olona masina » faha-telo notanterahin’ny FF ho an’ny taom-piasana 2013-2014. Niavaka kely ity Fampiofanana indray mandeha ity satria dia mpiofana miisa 23 avy amin’ny Fiangonana Loterana iray (Fitandremana […]