Lycée Nanisana; nankalaza ny Krismasy 2013

Nifampitantana am-pifaliana ny rehetra fa teraka ho antsika ny Mpamonjy Niara-nankalaza ny Krismasy ireo klioba miisa valo ao amin’ny Lycée Nanisana (UNESCO, GBU, Feon’ny Filazantsara, Kabary, Dessin …) ny 19 Desambra 2013 lasa teo. Tamin’izany dia samy naneho ny talentany avy ireo klioba tsirairay. Isan’ireo mpandray anjara mavitrika ihany koa moa ny klioba Feon’ny Filazantsara […]