MPANDOVA NY FAHAMARINANA ARAKA NY FINOANA.

« Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay alehany. » Heb 11:8 Ny zavatra mbola tsy fantatra no mila finoana, ny zavatra mbola tsy hita no mitaky finoana. Abrahama nirahin’Andriamanitra hankany amin’ny tany tsy mbola fantany, ary niainga izy noho ny fankatoavany …