Mpiara-miasa an-tsitra-po:

Tsy maty antoka izay manompo ny Tompo « Fa aina ho an’ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an’ny nofony rehetra. » (Ohab 4:22) Andriamatoa RABETSIMIALONA Hajanirina, « Volontaire » FF ankehitriny ao amin’ny FJKM Ikianja Fiderana no nanao fijoroana vavolombelona teo anatrehan’ny Kristiana ny Alahady 9 Febroary lasa teo. Tamin’izany no nanehoany tamin’ny fiangonana fa tsy maty antoka […]