NY MOFON’ANDRIAMANITRA

Ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any andanitra. Fa ny mofon’Andriamanitra dia Ilay midina avy any an-danitra ka manome fiainana ho an’izao tontolo izao. Jao 6:32b-33 Ny hanoanana no mariky ny tsy fahampian-tsakafo, ary raha tena maharitra izany dia mety hitarika fahafatesana. Raha toa ka lalim-paka loatra izany tsy fahampiana izany dia […]