Hetsika fampahafantarana

Nampahafantatra ny sahan’asany teny amin’ny Grande Braderie ny FF Voalohany izao ny sampan’asa Feon’ny Filazantsara no nandray anjara amin’ny « La Grande braderie de Madagascar » izay azon’ny rehetra novangiana tao amin’ny Stand N°104 teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina. Hetsika izay nanomboka ny alarobia 02 aprily lasa teo izy io ary nifarana ny alahady 06 […]