Fianarana Soratra Masina Ifandraisana


Dingana maro no lalovana hahalavorary ny asa

Raha tsiahivina fohy dia ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” na ny “Cours Biblique par Correspondance” no programan’asa voalohany novokarin’ny FF ny taona 2000 izay vao nivelatra tamin’ireo sehatr’asa hafa. Nandritra izay 13 taona lasa izay àry dia azo ambara fa tsy mitsaha-mitombo ireo olona resy lahatra miroso amin’ny fandalinana ny Tenin’ Andriamanitra mba hitombo amin’ny fahalalana tsara an’i Jesosy Kristy Tompo. Hatramin’ny volana Desambra 2013 dia efa mitotaly eo ho eo amin’ny 31 750 ireo olona nisoratra anarana nanaraka ny fampianarana. Ho an’ny Foibe FF dia miara-misalahy ny “staffs sy ny volontaires” eo amin’ny fandavorariana ny asa manomboka amin’ny: fanentanana amin’ny alalan’ny onjam-peo, gazety an-tsoratra, Internet, fitsidihana Sekoly sy Fiangonana ary amin’ny alalan’ireo “volontaires” mieli-patrana manerana ny Nosy; fandraisana ireo Adina, fitsarana izany; fandraiketana ny mombamomba ny mpianatra sy ny naotiny amin’ny “base de données” ary ny famerenana ny Adina any amin’ireo mpianatra. Ny tena mahafaly ary isaorana an’Andriamanitra dia ahitana ireo sokajin-taona rehetra ireo resy lahatra ka miroso amin’ny fianarana ny Tenin’Andriamanitra.

“Dinihonareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara ahy”
Jaona 5:39

5124391 DSC_0605
DSC_0633 DSC_0645
DSC_0904 DSC_0101
DSC_0641 DSC_0917

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: