« Club FF » Lycée Nanisana:


Ny Club FF eny amin’ny Lycée Nanisana dia manokana fotoana iray isa-kerinandro hiarahana mandinika Soratra Masina sy midera an’Andriamanitra amin’ny hira. Isaky ny Talata fahatelon’ny volana dia misy solon-tenan’ny Foibe Feon’ny Filazantsara mamangy sy mitondra fampianarana eny an-toerana ka ny lohahevitra hoe « Ahoana no anavahana ny tena izy sy ny sandoka » no nifampizaràna tamin’ny 20 May 2014 lasa teo.

DSC_0654 DSC_0672
Liana tamin’ny fampianarana ny ankizy Toy izao no endriky ny fisaorana nataon’ny mpianatra ho an’ny mpampianatra.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :