Programan’asa eo amin’ny sehatry ny Tanora

Ny fiaraha-miasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) amin’ity taom-piasana 2014-2015 ity, ao anatin’ny programan’asa eo amin’ny sehatry ny Tanora (Youth Program) dia hivelatra amin’ny Sekoly Ambony tsy miankina ISPPS any Toliara sy eto Antananarivo izay manofana mpitsabo mpanampy sy mpampivelona (Paramédicaux). Nisy ny Fotoam-bavaka Fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny fankalazana ny faha-roa taonan’ny Sekoly izay notanterahina tao amin’ny […]