Programan’asa eo amin’ny sehatry ny Tanora


Ny fiaraha-miasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) amin’ity taom-piasana 2014-2015 ity, ao anatin’ny programan’asa eo amin’ny sehatry ny Tanora (Youth Program) dia hivelatra amin’ny Sekoly Ambony tsy miankina ISPPS any Toliara sy eto Antananarivo izay manofana mpitsabo mpanampy sy mpampivelona (Paramédicaux). Nisy ny Fotoam-bavaka Fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny fankalazana ny faha-roa taonan’ny Sekoly izay notanterahina tao amin’ny Fitandremana FLM Toby Fanantenana 67 Ha tamin’ny talata 3 jona 2014 lasa teo. Nisy solon-tena telo avy amin’ny FF nanatrika izany nanentana sy nampahafantatra ireo programan’asa sy literatiora ary sarimihetsika vokarin’ny FF, indrindra ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana izay nahalinana ireo tanora tokoa.

DSC_0764 DSC_0728
DSC_0742 DSC_0810
DSC_0825 DSC_0815
DSC_0837 DSC_0848
DSC_0857 DSC_0897
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :