Isan-taona faha 21 n’ny TOBIM-PIFOHAZANA FIADANANA AMBOHIJANAKA FIAFERANA

« …Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao… » Jeremia 31:3b Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny programan’asan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) ny fiaraha-miasa amin’ny Fiangonana, anisan’izany ny fandraisan’anjara amin’ireny fotoan-dehibe « Isan-taonan’ny Toby Fifohazana » ireny. Ny 06-07-08 Jona 2014 lasa teo àry no nakalazana ny Isan-taona faha 21 n’ny TOBIM-PIFOHAZANA FIADANANA AMBOHIJANAKA FIAFERANA, miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA. Tobim-pifohazana iray ao […]