MIHARY HARENA HO AN’NY TENANY IHANY!

« Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an’iza izay zavatra noharinao? Toy izany izay mihary harena ho an’ny tenany ihany, nefa tsy mba manan-karena ny amin’Andriamanitra. » Lioka 12:20-21 Ny any amin’ny tany mandroso, raha miresaka varotra sy famokarana; rehefa tafahoatra ny vokatra novokarina (entam-barotra ohatra) […]