Fitohizan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny FJKM Ambohijoky Fihavanana

« Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay; ary sahan’Andriamanitra sy trano narafitr’Andriamanitra hianareo » I Korintiana 3.9 Feno folo taona tamin’ity taona 2014 ity ny fiaraha-miasan’ny Mpitandrina ANDRIANAIVOMAHENINTSOA NATANAELA. H mianakavy sy ny Fiangonana FJKM Ambohijoky Fihavanana. Fiaraha-mivavaka ho fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra no nentina nanamarika izany; nanomboka ny Alakamisy 03 Jolay 2014 ka hatramin’ny Alahady 06 Jolay 2014 […]