« Henoy ny feony »

Fanitarana ny fandefasana fandaharana amin’ny radio. Araka ny vinavina ao amin’ny fandaharan’asa amin’ity taom-piasana 2014-2015 ity dia kasaina halefa any amin’ny faritra hafa eto Madagasikara ny fandefasana amin’ny radio ny fandaharana « Henoy ny feony ». Vita soamantsara tamin’ny 15 jolay teo tany Toliara ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana amin’ny Radio Université FM 91.4 any an-toerana, teo amin’Atoa […]