Sekoly « Les 5 Ruches » Tanjombato/Antananarivo

Fiarahana nijery horonan-tsarimihetsika no namaranana ny taom- pianarana. Raha tsiahivina fohy, dia nanomboka tamin’iny taom-pianarana 2013/2014 iny ny fiaraha-miasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Sekoly « Les 5 Ruches ». Izany moa dia vokatry ny hetahetan’ny Sekoly sy Rtoa Pauline mpiandraikitra ny lafiny ara-panahy ao aminy no sady mpiara-miasa an-tsitrapo rahateo amin’ny FF. Tanjona ny hitomboan’ireo ankizy […]