VOAFETRA IHANY.


“Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, dia miari-tory foana ny mpiambina.” Salamo 127:1b

Raha ity Salamo ity no dinihina, dia tia ny hampitodika amin’Andriamanitra izy ity. Marina fa mampiasa olombelona Andriamanitra amin’ny mahazatra, ary hita ao amin’ny fomba fiasany tao amin’ny Testamenta Taloha izany: namponina an’i Adama tao amin’ny saha Edena Izy hiasa sy hitandrina ny saha. Teo koa ireo mpaminany maro samihafa nirahiny hitondra ny hafany. Ireny anefa dia iraka Ihany, fa Andriamanitra mpaniraka sy Tompon’ny fanirahana no manatontosa ny asa hatramin’ny farany. Izany zava-misy izany no ambaran’ity Salamo ity eto. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, dia miari-tory foana ny mpiambina. Amin’ny maha-olombelona antsika ihany, izay miambina dia voafetra ny fifehezantsika izany fiambenana izany. Na dia eo aza ny fivoaran’ny teknolojia isan-Karazany dia VOAFETRA izany. Ary na dia ny torimaso aza dia tsy voafehin’ny olona tanteraka! Mety ho sondrian-tory tampoka izay miambina. Mila manetry tena isika amin’ny maha nofo antsika ihany. Manetre tena eo ambany tana-maherin’Andriamanitra dia hanandratra anao Izy amin’ny fotoan’andro.
Ny Tompo hampahery antsika. Amen!

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena…ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél :
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail: lhmmad@orange.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Face book: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: