Fanitarana ny fandefasana amin’ny radio ny fandaharana “Henoy ny feony”

Araka ny vinavina ao amin’ny fandaharan’asa amin’ity taom-piasàna 2014-2015 ity dia kasaina halefa any amin’ny faritra hafa eto Madagasikara ny fandefasana amin’ny radio ny fandaharana “Henoy ny feony”. Vita soamantsara tamin’ny 14 aogositra lasa teo tany Mahajanga ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana amin’ny Radio Fahazavana FM 88.6 any an-toerana. Mahajanga indray izany no tanàna faha-dimy andefasana […]