Fanitarana ny fandefasana amin’ny radio ny fandaharana “Henoy ny feony”


Araka ny vinavina ao amin’ny fandaharan’asa amin’ity taom-piasàna 2014-2015 ity dia kasaina halefa any amin’ny faritra hafa eto Madagasikara ny fandefasana amin’ny radio ny fandaharana “Henoy ny feony”. Vita soamantsara tamin’ny 14 aogositra lasa teo tany Mahajanga ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana amin’ny Radio Fahazavana FM 88.6 any an-toerana. Mahajanga indray izany no tanàna faha-dimy andefasana ny fandaharana “Henoy ny feony” taorian’Antananarivo sy Antsirabe sy Toamasina ary Toliara. Isaky ny alatsinainy amin’ny 10 ora maraina no andefasana izany ary ny sabotsy amin’io ora io ihany ny famerenana. Amin’ny 1 septambra 2014 no mandeha ny fandaharana voalohany.

DSC_0121 DSC_0122
Mme. RAZAFINDRASOA Dina, Teknisiana sy Mr. Louis mpandrindra ny programa FF Mr.ANDRIANARILALA Daniel Hubert, Talen’ny Radio Fahazavana Mahajanga
DSC_0111 DSC_0118
Tanàna ao Mahajanga

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: