Boatin-drakitra: ezaka fampitaovana hajia.

Fiaraha-mientana ho fampandrosoana ny asan’Andriamanitra Tiana ny mampahatsiahy fa mba ho fampandrosoana ny ambaindain’ny Fanjakan’Andriamanitra; ny Feon’ny Filazantsara dia manolotra maimaim-poana ireo sehatr’asa vokariny ho an’ireo mpiara-miasa aminy izay tsy mitsaha-mitombo (Fiangonana, Sekoly, Oniversite, olonatsirairay) manerana ny Nosy. Mba hahafahana manohy izany asa lehibe izany, toy ny famezivezena ny Fampianarana Soratra Masina sy ny fifandraisana […]