MIVOAKA AVY AMIN’NY RATSY NY TSARA

REHEFA INONA NO AVY AMIN’NY RATSY NO HIHAVIAN’NY SOA? “Hianareo nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa” (Gen. 50: 20) Tamin’ny taona 1985, nanodina fiaramanidina ary nihazona ho takalon’aina ireo mpandeha nandritra ny 17 andro ireo mpampihorohoro, ary tao anatin’ny fepetra tena ratsy miampy ny fahatahorana ho faty mandrakariva. Rehefa novotsorana […]