Gazety “Akon’ny Feon’ny Filazantsara”


Miezaka mamaly ny hetahetan’ny maro ny « FF »: Sekoly, Fiangonana, Dentisterie.

Misaotra an’Andrimanitra, fa dia mitohy mandrakariva ny fampahafantarana ny firaha-miasa misy eo amin’ny Fiangonana sy ny « FF » amin’ny sehatra maro, amin’ny alalan’ny Gazety « Akon’ny Feon’ny Filazantsara ». Akoatry ny fampitàna amin’ny mpamaky ny fizotran’ireo sehatr’asa vokariny dia misy hatrany koa ny fanomezana ny vatsim-panahy. Marihina moa fa Gazety Ako laharana faha 15 izao navoaka izao. Ho an’ity indray mandeha ity dia nasongadina ny fisokafan’ny fiaraha-miasa amin’ireo Sekoly ambony eo amin’ny sehatry ny programan’asa miaraka amin’ny tanora. Koa ho anao izay maniry te hahalala bebe kokoa momba ireo asa vokarin’ny « FF » sy ny fiaraha-misa atolony dia afaka omena anao maimaim-poana eto amin’ny Foibe ny Gazety.

DSC_0008 DSC_0157
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :