Fananganana fiaraha-miasa vaovao


“dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin’ny Kristy” (Romana 12:5)

Amin’izao fotoana izao dia mahatratra aman-jatony ireo Fiangonana mpiara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF), indrindra ireo Fiangonana avy amin’ny FLM, FJKM ary METM. Na dia izany aza dia tsy mitsahatra ny mampivelatra hatrany izany fiaraha-miasa izany ny FF. Fihaonana mivantana amin’reo raiamandreny Pastora/Mpandrina moa no anisan’ny fomba iray entina hananganana izany fiaraha-miasa izany, amin’ny alalan’ny fampahafantarana ireo sehatr’asa vokarin’ny FF (Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana/Cours Biblique par Correspondance, na Horonan-tsarimihetsika).

Misaotra an’Andriamanitra fa maro ireo liana sy resy lahatra, koa isan-
kerin’andro dia saika misy hatrany fihaonana amin’izy ireo.

DSC_0124 58117725
Atoa Ranaivoniarivo Tiana Alisoa, Mpitandrina FJKM
Atsimon’i Mahamasina sy Atoa Louis
Atoa Botofanjely Samuël, Mpitandrina
FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro
Itaosy sy Rtoa Lalao
31580112 DSC_0175
Rtoa Ranarimalala Nirina H, Mpitandrina FJKM Andafiavaratra sy Atoa Jean Fidèle FJKM Peniela Ambodifasina
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :