Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)

Manambara ny famonjena ny Tenin’Andriamanitra Anisan’ny Fiangonana mpiara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara nanomboka tamin’ny taona 2012 ny FJKM Peniela Ambodifasina. Amin’ny alalan’ny FSMI na « Cours Biblique par Correspondance » sy ny « Film débat » moa no iompanan’izany fiaraha-miasan’ny roa tonta izany. Koa ny Alahady 02 Novambra 2014 izay Alahadin’ny zanak’Ampielezana no nanolorana Diplaoma ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana […]