Fanolorana diplaoma ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana Baiboly Ifandraisana

Miorena tsara, aza miova Ny Alahady 14 Desambra 2014 lasa teo, nandritra ny fanompoam-pivavahana; no nanolorana ny diplaoma ho an’ireo mpianatra fito ambinin’ny folo nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) tao amin’ny FJKM Tranovato Andafiavaratra (SP Iarivo Avaradrano). Tsy nitsahatra nanentana ireo kristiana ny hiroso hatrany amin’ny fandalinana ny tenin’Andriamanitra (ilay Teny Fiainana) Rtoa […]