Fanolorana diplaoma ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana Baiboly Ifandraisana


Miorena tsara, aza miova

Ny Alahady 14 Desambra 2014 lasa teo, nandritra ny fanompoam-pivavahana; no nanolorana ny diplaoma ho an’ireo mpianatra fito ambinin’ny folo nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) tao amin’ny FJKM Tranovato Andafiavaratra (SP Iarivo Avaradrano). Tsy nitsahatra nanentana ireo kristiana ny hiroso hatrany amin’ny fandalinana ny tenin’Andriamanitra (ilay Teny Fiainana) Rtoa Nirina H.Ranarimalala, Mpitandrina ao an-toerana ary nisaotra ny Feon’ny Filazantsara (FF) tamin’ny anjara biriky nentiny ho an’ny Fiangonana. Ny solon-tenan’ny FF moa dia niarahaba ireo nahavita fianarana ary nampahery ihany koa ny rehetra hiroso koa amin’ny fianarana ka hiorina tsara amin’ny finoany.

DSC_0896 DSC_0848
FJKM Tranovato Andafiavaratra (SP Iarivo Avaradrano) Mme Lalao, solontenan’ny FF; nanentana ny fiangonana hiroso mandrakariva @ fikirakirana ny Baiboly
DSC_0882 DSC_0872
DSC_0877 DSC_0887
Izy 17 mianadahy nahazo diplaoma Rtoa Nirina H.Ranarimalala, Mpitandrina nisaotra ny FF sy nanentana ny Kristiana mba hiroso amin’ny fianarana ny tenin’Andriamanitra
DSC_0920 DSC_0917
Atoa Finaritra, mizara lesona ho an’ireo tapa-kevitra hianatra
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :