Ny Club, Lycée Nanisana sy ny fankalazana ny Krismasy 2014

Ny tanora sy ny fakam-panahy Toy ny fanao isan-taona dia miara-mankalaza ny krismasy ireo Club miisa valo ao amin’ny Lycée Nanisana (UNESCO, GBU, Feon’ny Filazantsara, Kabary, Dessin…). Samy naneho ny talentany ho fanamarihana izany ny Club tsirairay avy. Tao ireo nanome ny feony tamin’ny alalan’ny hira, tao ny nanao kabary, tao ny nanao sary, ho […]