Ny Club, Lycée Nanisana sy ny fankalazana ny Krismasy 2014


Ny tanora sy ny fakam-panahy

Toy ny fanao isan-taona dia miara-mankalaza ny krismasy ireo Club miisa valo ao amin’ny Lycée Nanisana (UNESCO, GBU, Feon’ny Filazantsara, Kabary, Dessin…). Samy naneho ny talentany ho fanamarihana izany ny Club tsirairay avy. Tao ireo nanome ny feony tamin’ny alalan’ny hira, tao ny nanao kabary, tao ny nanao sary, ho an’ny Club Feon’ny Filazantsara dia nanao tantara an-tsehatra izy ireo ho fanehoana fa teraka ny Mpamonjy. Nasongadin’ny Club FF tamin’ny tantara an-tsehatra nasehony àry fa na dia maro aza ny fakam-panahy avelatry satana eo anoloan’ny tanora, raha manana ny Mpamonjy, Ilay Tompon’ny Tompo, Mpanjakan’ny Mpanjaka izy ireo eo amin’ny fiainany dia handresy lalandava. Ho famaranana ny fankalazana dia nisy fiaraha-miala hetaheta niarahan’ny rehetra.

DSC_1087 DSC_1093
DSC_1095 DSC_1117
DSC_1067 DSC_1073
DSC_1121 DSC_1122
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :