Programan’asa mikasika ny Tanora

Manitatra hatrany ny fiaraha-miasa amin’ny Sekoly Ho an’ny taom-piasan’ny Feon’ny Filazantsara 2014/2015 (Jona 2014–May 2015) dia anisan’ny fikendrena ny fampivelarana ny asa amin’ny Sekoly Loterana sy ny Sekoly tsy miankina. Izany moa dia ny hitondran’ny FF hatrany ny anjara birikiny amin’ny fanabeazana ireo tanora. Ny faniriana dia hitomboan’izy ireo amin’ny fahendrena koa fa tsy amin’ny […]