Programan’asa mikasika ny Tanora


Manitatra hatrany ny fiaraha-miasa amin’ny Sekoly

Ho an’ny taom-piasan’ny Feon’ny Filazantsara 2014/2015 (Jona 2014–May 2015) dia anisan’ny fikendrena ny fampivelarana ny asa amin’ny Sekoly Loterana sy ny Sekoly tsy miankina. Izany moa dia ny hitondran’ny FF hatrany ny anjara birikiny amin’ny fanabeazana ireo tanora. Ny faniriana dia hitomboan’izy ireo amin’ny fahendrena koa fa tsy amin’ny fahalalana fotsiny ihany. Nisy noho izany ny fihaonana tamin-dRamatoa Norohanta Louisette Talen’ny Sekoly Martin Luther eny Ambohimanambola. Vokatr’izany moa dia hisy fanentanana ireo mpianatra mikasika ny Fianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) atolotry ny FF maimaimpoana ny Zoma 16 Janoary 2015 mandritry ny fotoam-pivavahana famaranana ny herin’andro.

DSC_0956 DSC_0960

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: