Fifaninanana Krismasy 2014

Ny Fitiavan’Andriamanitra Ho fankalazana ny krismasy 2014 dia nanatanteraka “Fifaninanana Krismasy 2014” ny Feon’ny Filazantsara nandritry ny volana Desambra 2014. Tao anatin’ilay fandaharana “Henoy ny feony” izay vokariny sy alefany isan-kerinandro amin’ny fampielezam-peo enina, manerana ny Nosy (Antananarivo: Radio RTF 91.2 FM, Radio ACEEM 103.4 FM; Antsirabe: Radio RFM 92 FM; Toamasina: Radio RNA 94.2 […]