FJKM Ankadiaivo Miaramino

Mitombo hatrany ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI) Anisan’ny Fiangonana mpiara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) nanomboka tamin’ny volana Jona 2012; amin’ny alalan’ny FSMI na « Cours Biblique par Correspondance » ny FJKM Ankadiaivo Miaramino, izay iandraiketan-dRtoa Rakotoniaina Vonimboahangy, Mpitandrina. Ny Alahady 18 Janoary 2015 lasa teo àry dia nanasa ny FF ny Fiangonana hiara-hanolotra […]