FJKM Ankadiaivo Miaramino


Mitombo hatrany ireo mpianatra nahavita ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)

Anisan’ny Fiangonana mpiara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) nanomboka tamin’ny volana Jona 2012; amin’ny alalan’ny FSMI na « Cours Biblique par Correspondance » ny FJKM Ankadiaivo Miaramino, izay iandraiketan-dRtoa Rakotoniaina Vonimboahangy, Mpitandrina. Ny Alahady 18 Janoary 2015 lasa teo àry dia nanasa ny FF ny Fiangonana hiara-hanolotra ny Diplaoman’ireo mpianatra 27 nahavita ny fianarany Taona I sy II sy hanentanana indray ireo kristiana hazoto hianatra ny Tenin’Andriamanitra, ilay Teny Fiainana. Nisaotra sy nankasitraka ny anjara-biriky entin’ny FF amin’ny Fiangonana moa ny raiamandreny Mpitandrina satria dia ny Tenin’Andriamanitra irery ihany no manambara ny famonjena ho an’ny olona rehetra. Marihina fa efa fanindroany izao fanolorana diplaoma izao tao amin’ity Fiangonana ity. Atoa Rabeson Solonarivo Emmanuël moa no mpiara-miasa an-tsitrapo amin’ny FF ao an-toerana, izay nandimby an’Atoa Randriamampianina Radomanana izay mpianatra ho Mpitandrina ao amin’ny taona faha telo amin’izao fotoana izao.

DSC_1313 DSC_1304
DSC_1253 DSC_1259
DSC_1265 DSC_1271
Fanolorana ny Diplaoman’ireo mpianatra 27 nahavita ny fianarany Taona I sy II
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :