Lycée Privé Martin Luther Ambohimanambola

Zava-dehibe ny fitaizana ara-panahy ny Mpianatra. Iaraha-mahalala ny fahasarotan’ny fitaizana sy fanabeazana ny tanora amin’izao fotoana izao. Na dia Sekolim-pinoana aza ny Lycée Privé Martin Luther eny Ambohimanambola dia nanamafy hatrany ny Talen-tsekoly, Rtoa Norohanta Louisette fa tena tokony ho voalohan-daharana ny fitaizana ara-panahy ny mpianatra. Ho tohin’ny fihaonany tamin’ny solon-tenan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) àry […]