Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara

Mitohy hatrany ny fivelaran’ny fiaraha-miasa eo amin’ny sahan’ny FJKM Misaotra an’Andriamanitra fa dia tontosa soa aman-tsara ny Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” niarahana nanatontosa tamin’ireo Fitandremana efatra avy amin’ny Synodam-Paritany Andrefana (SPAA 10) sy ny Synodam-Paritany Atsimo (SPAA 11) ny 05,06 Febroary. Tao amin’ny “Espace Hanitra” Ambohibao Antehiroka moa no toerana nanatanteranana izany ka kristiana […]