Fiaraha-miombon’antoka Fitandremana Toby Betesda Ambohibao/ Feon’ny Filazantsara.


Seminera Famapiofanana “Fampitaovana ny olona masina”

Misaotra an’Andriamanitra fa tanteraka soamantsara ny Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” izay fiantombohan’ny fananganana fiaraha-miombon’antoka iarahan’ny Fiangonana sy ny Feon’ny Filazantsara (FF) eo anivon’ny Synodam-Paritany Antananarivo (SPAnta). Izany dia natao ny 5 sy 6 Martsa 2015 teny amin’ny Toby FLM Betesda Ambohibao. Fiangonana mpiara-miasa dimy no nanatrika izany Fampiofanana izany. Tsiahivina fa fampiofanana fahatelo ho an’ny taom-piasana 2014-2015’ny FF (manomboka volana Jona 2014- volana May 2015) moa izy ity. Mpiofana 34 no nandray anjara tamin’izany. Tonga nanotrona sy nandray anjara tamin’ny Fampiofanana ihany koa ny raiamandreny Pastora Randrianirina Solofoson Gilbert, Mpitondra ny Fitandremana FLM Toby Betesda Ambohibao. Faly ary nankasitraka ny ezaka ataon’ny FF moa ny rehetra satria dia hanampy sy hampahomby hatrany ny asa Fitoriana iandraiketan’ny Fiangonana ny fampiofanana noraisina toy izao. Nanamafy indray ny fanoloran-tenany tamin’ny fiantsoana sy ny fanirahan’ny Tompo azy ny rehetra. Toy ny mahazatra tamin’ny famaranana ny fampiofanana dia nisy fanolorana “certificats” fanamarinana ho an’ireo mpiofana.

DSC_0355 DSC_0350
DSC_0261 DSC_0311
DSC_0321 DSC_0358
IMG_1912 DSC_0377
DSC_0320 DSC_0266
DSC_0464 DSC_0465
DSC_0494 IMG_1957
DSC_0508 IMG_1968
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :