Famangiana Fiangonana


Mila miorina mafy ara-pinoana ny Kristiana.

Noho ny hetahetan’ny Fiangonana sy ireo ‘Mpiara-miasa an-tsitra-po’ amin’ny Feon’ny Filazantsara dia notanterahina ny Alahady maraina 15 Mars 2015 lasa teo ny fanentanana ny kristiana tao amin’ny FJKM Tsarahonenana Ziona Vaovao Imerintsiatosika, mba hanaraka ny FSMI “ Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana ” karakarain’ny Feon’ny Filazantsara ho an’ireo izay liana ny amin’izany. Tamin’io fotoana io ihany koa no nampahafantaran’ny FF bebe kokoa ireo ‘Media’ ampiasainy toy ny ‘Cours Biblique par Correspondance’, Bokikely Kristiana, Film, Trakitra, fandaharana manokana amin’ny Radio sy ny maro hafa koa; izay entiny manampy ny Fiangonana sy ny Sekoly ary ny Ivon-toerana samihafa ny amin’ny fampielezana ny Soratra Masina sy ny fanorenana ny fiainam-pinoan’ny Kristiana. Nisaotra sy nampahery ny rehetra moa ny avy eo amin’ny FF ary dia nankasitraka ny ezaka ilofosan-dRamatoa Julienne (Volontaire). Rehefa izany dia nisaotra sy nankahery ny FF sy ny Kristiana Ramatoa Raharivaonjanahary Dieu Domine Mpitandrina.

DSC_0557 DSC_0554
Ramatoa Raharivaonjanahary Dieu Domine Mpitandrina. R. Lalao FF
DSC_0552 DSC_0560

Ramatoa Julienne (Volontaire). FJKM Tsarahonenana Ziona Vaovao Imerintsiatosika.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: