Fandaharana amin’ny fampielezam-peo: “Henoy ny feony”

8 Martsa, andron’ny vehivavy Ho fanamarihana ny andron’ny vehivavy maneran-tany dia naompana tamin’ireo vehivavy manan-tantara vitsivitsy ao amin’ny Baiboly sy Mama Volahavana Germaine (Mpitarika ny Tobilehibe Ankaramalaza ) ny fandaharana nandritry ny volana Martsa 2015. Nitovy noho izany ny famelabelarana nalefa tamin’ireo onjam-peo enina mpiara-miasa amin’ny Feon’ny filazantsara (FF) dia ny: Radio Teny Fiainana: 91.2 […]