“Banderole” fitaovan-tserasera mahomby

Fampianarana Soratra Masiana Ifndraisana (FSMI)/ Cours Biblique par Correspondance sy ireo Tambazotram-pifandraisana vokarin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) Iaraha-mahalala fa anisan’ny fitaovan-tserasera iray tena mahomby entina hampitana hafatra ho an’ny mpanjifa ny “Banderole”. Efa ho an-taonany maro izao ny FF no nampiasa izany ho fampahafantarana ny sehatr’asa “Fampianarana Soratra Masiana Ifandraisana” (FSMI)/Cours Biblique par Correspondance miaraka amin’ireo […]