“Banderole” fitaovan-tserasera mahomby


Fampianarana Soratra Masiana Ifndraisana (FSMI)/ Cours Biblique par Correspondance sy ireo Tambazotram-pifandraisana vokarin’ny Feon’ny Filazantsara (FF)

Iaraha-mahalala fa anisan’ny fitaovan-tserasera iray tena mahomby entina hampitana hafatra ho an’ny mpanjifa ny “Banderole”. Efa ho an-taonany maro izao ny FF no nampiasa izany ho fampahafantarana ny sehatr’asa “Fampianarana Soratra Masiana Ifandraisana” (FSMI)/Cours Biblique par Correspondance miaraka amin’ireo adiresin’ny Tambazotram-pifandraisana vokariny (Siteweb, Blog, Facebook). Mandritra ny telo volana (May, Jona, Jolay); ho fampahafantarana ny olona rehetra ireo sehatr’asa ireo dia misy “banderole” napetraka amin’ny Kaominina enina eto amin’ny Faritra Antananarivo dia ireto avy: Buffet du Jardin Antaninarenina, Ambohimangakely, Ankadikely Ilafy, Ampitatafika, Andoharanofotsy ary Talatamaty. Ny fikendrena amin’izao moa dia ny hitarihana antsika rehetra mba hianatra ny Tenin’Andriamanitra sy hitsidika ireo tambazotram-pifandraisan’ny FF. Marihina hatrany fa dia maimaimpoana ny fianarana ny Soratra Masina atolony.

DSC_0053
« Banderole » mipetraka eny amin’ny Buffet du Jardin Antaninarenina
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :