FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy


Alahadin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny Gideona

Tsy mitsahatra ny mikendry izay hampandrosoana sy hampivelarana hatrany ny asa fitoriana amin’ireo mpiara-miasa aminy ny FJKM Kristy Fiainana, Bemasoandro Itaosy izay iandraiketan’Atoa Botofanjely Sammuël, Mpitandrina. Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa taorian’ny fivorian’ny Birao sy ny Filan-kevitry ny Fiangonana dia tapaka fa manomboka izao, ny Alahady voalohan’ny volana May dia atokana ho Alahady fitondrana am-bavaka ny Feon’ny Filazantsara sy ny Gideona. Tanteraka nanomboka ny Alahady 03 May 2015 lasa teo izany, ka nandritry ny fanompoam-pivavahana dia nisy rakitra natolotra ho an’ireo sampan’asa roa ireo ho fanohanana ireo asa Fitoriana ny Filazantsara iandraiketany. Ny FF moa dia nanentanana ireo kristiana mba hianatra hatrany ny tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana na ny “Cours Biblique par Correspondance” izay atolony ary namporisika hatrany ireo kristiana nandray anjara tamin’ny Seminera Fampiofanana mikasika ny Tafika Masina mba hazoto amin’izany asa tsara izany.

Rev. Botofanjely Sammuel Louis, LHM Program Manager
Atoa Botofanjely Sammuel, Mpitandrina Atoa Louis, « Program Manager » FF
Lalao, LHM  Audience Relations The Christians attending the worship
Rtoa Lalao, « Audience Relations » FF Ireo Kristiana ao amin’ny FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :